| Entry (1/2) | 1 tendabe | 
| Elementary words | 2 tenda, 3 be | 
| Part of speech | 4 noun | 
| Explanations in Malagasy | 5   Ny lalandrivotra mankamin' ny havokavoka [1.1] | 
| Vocabulary | 6 Biology | 
| Analogs | 7 tendakely | 
| Entry (2/2) | 8 tenda be | 
| Elementary words | 9 tenda, 10 be | 
| Part of speech | 11 locution | 
| Explanations in Malagasy | 12   enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [1.1] | 
| Anagrams | 13 be tenda, 14 tendabe, tenda be | 
| Updated on 2025/10/18 |   |